Deuteronomy 5:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy fa andevo tany amin’ny tany Ejipta ianao ka tanana mahery sy sandry natsotra no nitondran’NY TOMPO Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; izany no nandidian’NY TOMPO Andriamanitrao anao hitandrina ny andro Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy fa efa andevo tany amin’ny tany Ejipta ianao, ary tanana mahery sy sandry ahinjitra no nitondran’i Iaveh Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; koa izany no nandidian’i Iaveh Andriamanitrao anao hitandrina ny andro sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsarovy fa nandevozina tany Ejipta ianao ka fiarovana mahery sy fahefana tsy hay tohaina no nitondrako anao niala tany; izany no mahatonga Ahy TOMPO Andriamanitrao handidy anao hitandrina ny andro sabata.
Malagasy Bible 1865
Ary tsarovy fa andevo tany amin'ny tany Egypta ianao, ka tanana mahery sy sandry nahinjitra no nitondran'i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; izany no nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy fa andevo tany amin’ny tany Ejipta ianao ka tanana mahery sy sandry natsotra no nitondran’NY TOMPO Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; izany no nandidian’NY TOMPO Andriamanitrao anao hitandrina ny andro Sabata.
malagasy