Deuteronomy 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo teny ireo no nolazain’NY TOMPO tamin’ny feo mahery avy tao afovoan’ny afo sy ny rahona ary ny haizim-pito, raha nivory tany an-tendrombohitra ianareo, dia tsy nampiany intsony; fa nosoratany tamin’ny vato fisaka roa ireo ka natolony ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ireo no teny nolazain’i Iaveh tamin’ny fiangonanareo rehetra tamin’ny feo mahery, tany an-tendrombohitra, tao anatin’ny afo sy ny rahona, ary ny haizim-pito, ka tsy nampiany na inona na inona. Nosoratany tamin’ny takelaka vato roa natolony ahy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mangalatra.
Malagasy Bible 1865
Ireo teny ireo no nolazain'i Jehovah tamin'ny feo mahery tao amin'ny afo sy ny rahona ary ny aizim-pito, raha nivory tany an-tendrombohitra ianareo, ka dia tsy nampiany intsony; ary nosoratany tamin'ny vato fisaka roa ireo ka natolony ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo teny ireo no nolazain’NY TOMPO tamin’ny feo mahery avy tao afovoan’ny afo sy ny rahona ary ny haizim-pito, raha nivory tany an-tendrombohitra ianareo, dia tsy nampiany intsony; fa nosoratany tamin’ny vato fisaka roa ireo ka natolony ahy.
malagasy