Deuteronomy 5:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre ilay feo avy tao amin’ny haizina ianareo, raha mbola nirehitra afo iny ny tendrombohitra, dia nanatona ahy ny lehiben’ny fokonareo rehetra sy ny loholonareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nanatona ahy ianareo, rehefa nandre ny feo avy teo amin’ny haizina, raha nirehitra afo daholo ny tendrombohitra, dia ny filohan’ny fokonareo rehetra sy ny loholonareo, ka hoy ianareo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mety ho vavolombelona mandainga hamelezana ny namanao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa renareo ny feo avy tao amin'ny aizina, raha nirehitra afo ny tendrombohitra, dia nanatona ahy ianareo, dia ny loham-pirenenareo rehetra sy ny loholonareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre ilay feo avy tao amin’ny haizina ianareo, raha mbola nirehitra afo iny ny tendrombohitra, dia nanatona ahy ny lehiben’ny fokonareo rehetra sy ny loholonareo
malagasy
Ary rehefa renareo ny feo avy tao amin'ny aizina, raha nirehitra afo ny tendrombohitra, dia nanatona ahy ianareo, dia ny loham-pirenenareo rehetra sy ny loholonareo,