Deuteronomy 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza tamin’ny nofo rehetra moa no efa nandre ny feon’Andriamanitra velona niteny avy tao afovoan’ny afo, tahaka antsika, kanefa velona ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Satria tamin’izao nofo rehetra izao, zovy moa no efa nandre ny feon’Andriamanitra velona, niteny tao afovoan’ny afo, tahaka antsika, nefa mbola velona ihany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa renareo ilay feo avy tao anatin’ny haizina, fony nirehitra afo manontolo ny tendrombohitra, dia nanatona ahy ireo filohan’ny fokonareo sy ireo loholonareo
Malagasy Bible 1865
Fa iza moa tamin'ny nofo rehetra no efa nandre ny feon'Andriamanitra velona niteny tao afovoan'ny afo, tahaka antsika, ka velona ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza tamin’ny nofo rehetra moa no efa nandre ny feon’Andriamanitra velona niteny avy tao afovoan’ny afo, tahaka antsika, kanefa velona ihany?
malagasy
Fa iza moa tamin'ny nofo rehetra no efa nandre ny feon'Andriamanitra velona niteny tao afovoan'ny afo, tahaka antsika, ka velona ihany?