Deuteronomy 5:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manatòna ianao ka mihainoa izay rehetra holazain’NY TOMPO Andriamanitsika; ary ianao no aoka hilaza aminay izay rehetra holazain’NY TOMPO Andriamanitsika aminao, dia hohenoinay ka harahinay izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ianao re no aoka hanatona ary hihaino izay rehetra holazain’i Iaveh Andriamanitsika, dia ianao no hilaza aminay izay rehetra holazain’i Iaveh Andriamanitsika aminao, ka hohenoinay sy harahinay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nitondra ny teninareo tamiko hoe: «Indro efa nampahitan’ny TOMPO Andriamanitsika ny voninahiny sy ny fahalehibiazany izahay sady efa nandre ny feony avy tao anatin’ny afo; koa tsapanay androany fa itenenan’Andriamanitra ny olona saingy mbola velona aina ihany.
Malagasy Bible 1865
Manatòna ianao, ka mihainoa izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanitsika; ary ianao no aoka hilaza aminay izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanitsika aminao, dia hohenoinay ka harahinay izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manatòna ianao ka mihainoa izay rehetra holazain’NY TOMPO Andriamanitsika; ary ianao no aoka hilaza aminay izay rehetra holazain’NY TOMPO Andriamanitsika aminao, dia hohenoinay ka harahinay izany.
malagasy
Manatòna ianao, ka mihainoa izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanitsika; ary ianao no aoka hilaza aminay izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanitsika aminao, dia hohenoinay ka harahinay izany.