Deuteronomy 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandre ny teninareo NY TOMPO, raha niteny tamiko ianareo, ka hoy Izy tamiko: Efa reko ny tenin’ireo olona ireo, izay nolazainy taminao, ka tsara izay rehetra voalazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ren’i Iaveh teo am-pitenenanareo tamiko ny teninareo, ka hoy i Iaveh tamiko: Efa reko ny teny nolazain’io vahoaka io taminao, ka tsara avokoa ny voalazany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nahoana izahay no hitolo-batana holevonin’io afo lehibe io ka ho faty? Fa raha mbola mandre ny feon’ny TOMPO Andriamanitsika izahay, dia ho faty mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nandre ny teninareo, raha niteny tamiko ianareo, ka hoy Izy tamiko: Efa reko ny tenin'ireo olona ireo, izay nolazainy taminao, ka tsara izay rehetra nolazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandre ny teninareo NY TOMPO, raha niteny tamiko ianareo, ka hoy Izy tamiko: Efa reko ny tenin’ireo olona ireo, izay nolazainy taminao, ka tsara izay rehetra voalazany.
malagasy
Ary Jehovah nandre ny teninareo, raha niteny tamiko ianareo, ka hoy Izy tamiko: Efa reko ny tenin'ireo olona ireo, izay nolazainy taminao, ka tsara izay rehetra nolazainy.