Deuteronomy 5:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao kosa, mijanòna eto anilako ka holazaiko aminao ny lalàna rehetra sy ny didy ary ny fitsipika izay hampianarinao azy mba harahiny any amin’ny tany izay omeko azy ho lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianao kosa, mijanòna eto amiko, dia holazaiko aminao ny lalàna sy didy amam-pitsipika rehetra hampianarinao azy, mba harahiny any amin’ny tany izay omeko azy ho fananany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony nambara tamiko ny teninareo, dia ren’ny TOMPO izany ka hoy Izy tamiko: «Efa reko ny teny nampitain’io vahoaka io taminao, ka tsara avokoa ny voalazany.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa dia mijanòna eto anilako, ka holazaiko aminao ny lalàna rehetra sy ny didy ary ny fitsipika, izay hampianarinao azy mba harahiny any amin'ny tany izay omeko azy ho lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao kosa, mijanòna eto anilako ka holazaiko aminao ny lalàna rehetra sy ny didy ary ny fitsipika izay hampianarinao azy mba harahiny any amin’ny tany izay omeko azy ho lovany.
malagasy
Fa ianao kosa dia mijanòna eto anilako, ka holazaiko aminao ny lalàna rehetra sy ny didy ary ny fitsipika, izay hampianarinao azy mba harahiny any amin'ny tany izay omeko azy ho lovany.