Deuteronomy 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy tamin’ny razantsika no nanaovan’NY TOMPO izany fanekena izany fa tamintsika, dia isika rehetra izay samy mbola velona eto anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tamin’ny razantsika no nanaovan’i Iaveh izany fanekena izany, fa tamintsika rehetra izay eto ankehitriny izao, samy velona avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tamin’ireo razantsika ihany no nanaovan’ny TOMPO izany fanekempihavanana izany fa amintsika rehetra izay samy mbola velona eto anio koa.
Malagasy Bible 1865
tsy tamin'ny razantsika no nanaovan'i Jehovah izany fanekena izany, fa tamintsika, dia isika rehetra izay samy mbola velona eto anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy tamin’ny razantsika no nanaovan’NY TOMPO izany fanekena izany fa tamintsika, dia isika rehetra izay samy mbola velona eto anio.
malagasy
tsy tamin'ny razantsika no nanaovan'i Jehovah izany fanekena izany, fa tamintsika, dia isika rehetra izay samy mbola velona eto anio.