Deuteronomy 5:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny lalana rehetra izay nampandehanan’NY TOMPO Andriamanitrareo anareo no halehanareo, mba ho velona ianareo ka hahita soa, ary ho maro andro any amin’ny tany izay holovanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa amin’ny zavatra rehetra mizora amin’ny lalana nandidian’i Iaveh Andriamanitrareo anareo, mba ho velona ianareo, ka ho sambatra sy ho lava andro any amin’ny tany hanananareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ndeha asaovy miverina any an-dainy ireo.
Malagasy Bible 1865
fa ny lalana rehetra izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrareo anareo no halehanareo, mba ho velona ianareo ka hahita soa, ary ho maro andro any amin'ny tany izay holovanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny lalana rehetra izay nampandehanan’NY TOMPO Andriamanitrareo anareo no halehanareo, mba ho velona ianareo ka hahita soa, ary ho maro andro any amin’ny tany izay holovanareo.
malagasy
fa ny lalana rehetra izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrareo anareo no halehanareo, mba ho velona ianareo ka hahita soa, ary ho maro andro any amin'ny tany izay holovanareo.