Deuteronomy 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny nifanatrika taminareo NY TOMPO avy tao afovoan’ny afo tao an-tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny nifanatrika taminareo tany an-tendrombohitra i Iaveh tao anatin’ny afo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany an-tendrombohitra sady avy tao anatin’ny afo no niteny nifanatrika taminareo ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Niteny nifanatrika taminareo Jehovah tao an-tendrombohitra, tao amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny nifanatrika taminareo NY TOMPO avy tao afovoan’ny afo tao an-tendrombohitra.
malagasy
Niteny nifanatrika taminareo Jehovah tao an-tendrombohitra, tao amin'ny afo.