Deuteronomy 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na izay mety ho endriky ny zavatra any amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any amin’ny rano ambanin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza manao sarin-javatra voasikotra, na izay mety ho endriky ny zavatra eny amin’ny lanitra ambony, na etỳ amin’ny tany ambany, na any amin’ny rano ambanin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza manao sarin-tsampy voasokitra ho anao, ampisehoanao endri-javatra izay eny amin’ny habakabaka ambony na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any amin’ny rano ambanin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra any amin'ny lanitra ambony, na izay etỳ amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na izay mety ho endriky ny zavatra any amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any amin’ny rano ambanin’ny tany.
malagasy
Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra any amin'ny lanitra ambony, na izay etỳ amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.