Deuteronomy 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao ny lalàna, dia ny didy sy ny fitsipika, izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitrareo hampianarina anareo mba harahinareo any amin’ny tany izay alehanareo holovana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lalàna sy didy amam-pitsipika nasain’i Iaveh Andriamanitrareo ampianarina anareo, mba harahinareo any amin’ny tany halehanareo mba hakanareo azy ho fanananareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no didy sy lalàna amam-pitsipika, nasain’ny TOMPO Andriamanitrareo hampianarina hotanterahinareo any amin’ny tany izay hiampitanareo mba halainareo ho fananana.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lalàna, dia ny didy sy ny fitsipika, izay nasain'i Jehovah Andriamanitrareo hampianarina anareo mba harahinareo any amin'ny tany izay alehanareo holovana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao ny lalàna, dia ny didy sy ny fitsipika, izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitrareo hampianarina anareo mba harahinareo any amin’ny tany izay alehanareo holovana,
malagasy
[Ny amin'ny fitiavana an'Andriamanitra] Ary izao no lalàna, dia ny didy sy ny fitsipika, izay nasain'i Jehovah Andriamanitrareo hampianarina anareo mba harahinareo any amin'ny tany izay alehanareo holovana,