Deuteronomy 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa entin’NY TOMPO Andriamanitrao ho any amin’ny tany izay nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba razanao homena anao ianao, dia tany misy tanàna lehibe sady tsara izay tsy nataonao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha avy izay hahatafidiran’i Iaveh Andriamanitrao anao any amin’ny tany nianianany tamin’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba razanareo, homena anao, tanàna sady soa no lehibe tsy nahorinao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izay ianareo hampidirin’ny TOMPO Andriamanitrareo any amin’ny tany nianianany tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba razambenareo fa homeny anareo,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa entin'i Jehovah Andriamanitrao ianao ho any amin'ny tany izay nianianany tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao homena anao, dia tany misy tanàna lehibe sady tsara, izay tsy nataonao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa entin’NY TOMPO Andriamanitrao ho any amin’ny tany izay nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba razanao homena anao ianao, dia tany misy tanàna lehibe sady tsara izay tsy nataonao,
malagasy