Deuteronomy 6:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mitandrema fandrao hadinonao NY TOMPO izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta, tany amin’ny trano nanandevozana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tandremo fandrao manadino an’i Iaveh izay nampivoaka anao avy tany amin’ny tany Ejipta, tany amin’ny trano fanandevozana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, dia tandremonareo fandrao hadinoinareo ny TOMPO Izay nampiala anareo tany Ejipta, toera-nanandevozana anareo.
Malagasy Bible 1865
dia mitandrema fandrao hadinoinao Jehovah, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mitandrema fandrao hadinonao NY TOMPO izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta, tany amin’ny trano nanandevozana.
malagasy
dia mitandrema fandrao hadinoinao Jehovah, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.