Deuteronomy 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manaraka izay andriamanitra hafa amin’ireny andriamanitry ny firenena manodidina anareo ireny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza manaraka andriamani-kafa, amin’izay andriamanitry ny firenena hanodidina anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manaraka andriamani-kafa amin’ireny andriamanitry ny firenena manodidina anareo ireny,
Malagasy Bible 1865
Aza manaraka izay andriamani-kafa amin'ireny andriamanitry ny firenena manodidina anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manaraka izay andriamanitra hafa amin’ireny andriamanitry ny firenena manodidina anareo ireny
malagasy
Aza manaraka izay andriamani-kafa amin'ireny andriamanitry ny firenena manodidina anareo,