Deuteronomy 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Andriamanitra saro-piaro aminao NY TOMPO Andriamanitrao, fandrao hirehitra aminao ny fahatezeran’NY TOMPO Andriamanitrao ka hofongorany tsy ho eo ambonin’ny tany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh Andriamanitrao, izay eo afovoanao, dia Andriamanitra saro-piaro, ka dia hirehetan’ny fahatezeran’i Iaveh Andriamanitrao ianao, sy hofongarany eto ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Andriamanitra saro-piaro amin’ny maha Andriamanitra Azy ilay TOMPO Andriamanitrareo Izay eo afovoanareo. Koa tandremo fandrao hirehitra aminareo ny fahatezeran’ilay TOMPO Andriamanitrareo ka hofongorany tsy ho eto ambonin’ny tany ianareo.
Malagasy Bible 1865
fa Andriamanitra saro-piaro eo aminao Jehovah Andriamanitrao, fandrao hirehitra aminao ny fahatezeran'i Jehovah Andriamanitrao, ka hofongorany tsy ho eo ambonin'ny tany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Andriamanitra saro-piaro aminao NY TOMPO Andriamanitrao, fandrao hirehitra aminao ny fahatezeran’NY TOMPO Andriamanitrao ka hofongorany tsy ho eo ambonin’ny tany ianao.
malagasy
fa Andriamanitra saro-piaro eo aminao Jehovah Andriamanitrao, fandrao hirehitra aminao ny fahatezeran'i Jehovah Andriamanitrao, ka hofongorany tsy ho eo ambonin'ny tany ianao.