Deuteronomy 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza maka fanahy NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo, tahaka ilay nakanareo fanahy Azy tao Masa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza maka fanahy an’i Iaveh Andriamanitrareo, tahaka ny nakanareo fanahy Azy tany Masah.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza maka fanahy ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo, tahaka ny nataonareo tany Masà.
Malagasy Bible 1865
Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, tahaka ilay nakanareo fanahy Azy tao Masa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza maka fanahy NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo, tahaka ilay nakanareo fanahy Azy tao Masa.
malagasy
Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, tahaka ilay nakanareo fanahy Azy tao Masa.