Deuteronomy 6:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo tsara ny didin’NY TOMPO Andriamanitrareo sy ny teny vavolombelony ary ny lalànany, izay efa nomeny anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo tsara ny didin’i Iaveh Andriamanitrareo, ny lalàna amam-pitsipika nandidiany anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo tsara ny didy sy baiko aman-dalàna izay efa nampitain’ny TOMPO Andriamanitrareo taminareo.
Malagasy Bible 1865
Tandremo tsara ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo sy ny teni-vavolombelony ary ny lalàny, izay efa nandidiany anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo tsara ny didin’NY TOMPO Andriamanitrareo sy ny teny vavolombelony ary ny lalànany, izay efa nomeny anao.
malagasy
Tandremo tsara ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo sy ny teni-vavolombelony ary ny lalàny, izay efa nandidiany anao.