Deuteronomy 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason’NY TOMPO mba hahita soa ianao ka hiditra handova ny tany soa izay nianianan’NY TOMPO tamin’ny razanao homena azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mahitsy sy tsara eo imason’i Iaveh no ataovy, mba ho sambatra ianao sy hiditra ao amin’ny tany soa izay nampanantenain’i Iaveh ny razanao tamim-pianianana mba hanananao azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tanteraho izay mahitsy sady tsara eo imason’ny TOMPO mba ho sambatra ianareo sy hiditra hahazo ny tany soa izay tamim-pianianana no nampanantenan’ny TOMPO azy ny razambenareo;
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason’NY TOMPO mba hahita soa ianao ka hiditra handova ny tany soa izay nianianan’NY TOMPO tamin’ny razanao homena azy,
malagasy
Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy,