Deuteronomy 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady mba horoahiny tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, araka izay nolazain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa voaroakany eo anoloanao, araka ny voalazan’i Iaveh, ny fahavalonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia horoahinareo lavitra anareo avokoa ny fahavalonareo, araka izay voalazan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
ary mba horoahiny tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, araka izay nolazain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady mba horoahiny tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, araka izay nolazain’NY TOMPO.
malagasy
ary mba horoahiny tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, araka izay nolazain'i Jehovah.