Deuteronomy 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manontany anao ny zanakao amin’ny andro ho avy hoe: Manao ahoana moa ny teny vavolombelona sy ny didy ary ny fitsipika, izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitsika hotandremanareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha manontany anao ny zanakao, indray andro any, manao hoe: Ahoana moa ny amin’ireo didy sy lalàna amam-pitsipika nandidian’i Iaveh Andriamanitsika anareo ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahatrizay ny zanakareo hanontany anareo hoe: «Inona no anton’ireo baiko sy lalàna amam-pitsipika izay efa nandidian’ny TOMPO Andriamanitsika anareo?»,
Malagasy Bible 1865
Ary raha manontany anao ny zanakao amin'ny andro ho avy ka manao hoe: Manao ahoana moa ny teni-vavolombelona sy ny didy ary ny fitsipika, izay efa nandidian'i Jehovah Andriamanitsika anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manontany anao ny zanakao amin’ny andro ho avy hoe: Manao ahoana moa ny teny vavolombelona sy ny didy ary ny fitsipika, izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitsika hotandremanareo?
malagasy
Ary raha manontany anao ny zanakao amin'ny andro ho avy ka manao hoe: Manao ahoana moa ny teni-vavolombelona sy ny didy ary ny fitsipika, izay efa nandidian'i Jehovah Andriamanitsika anareo?