Deuteronomy 6:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia holazainao aminy hoe: Andevon’i Farao tany Ejipta isika ary tanana mahery no nitondran’NY TOMPO antsika niala avy tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia lazao amin’ny zanakao hoe: Andevon’i Faraôna tany Ejipta izahay; ary tanana mahery no nitondran’i Iaveh anay nivoaka avy tany Ejipta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hovalianareo hoe: «Nandevozin’ny Farao tany Ejipta isika, ary fahefana mahery no nampialan’ny TOMPO antsika tany.
Malagasy Bible 1865
Dia holazainao aminy hoe: Andevon'i Farao tany Egypta isika, ary tanana mahery no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia holazainao aminy hoe: Andevon’i Farao tany Ejipta isika ary tanana mahery no nitondran’NY TOMPO antsika niala avy tany Ejipta.
malagasy
Dia holazainao aminy hoe: Andevon'i Farao tany Egypta isika, ary tanana mahery no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta.