Deuteronomy 6:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra antsika niala avy tany Izy mba hahafahany mampiditra antsika sy manome antsika ny tany izay nianianany tamin’ny razantsika homena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka Izy no nampivoaka anay avy tany, dia ny mba hitondrany anay amin’ny tany nampanantenainy ny razantsika tamim-pianianana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isika kosa nampialany tany Ejipta mba hampidirina eto homena ilay tany izay nampanantenainy ny razambentsika tamim-pianianana.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra antsika nivoaka avy tany Izy hampidirany antsika mba homeny antsika ny tany izay nianianany tamin'ny razantsika homena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra antsika niala avy tany Izy mba hahafahany mampiditra antsika sy manome antsika ny tany izay nianianany tamin’ny razantsika homena azy.
malagasy
Ary nitondra antsika nivoaka avy tany Izy hampidirany antsika mba homeny antsika ny tany izay nianianany tamin'ny razantsika homena azy.