Deuteronomy 6:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fahamarinantsika ny mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitsika, araka izay nandidiany antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fahamarinana ho antsika izany, raha mitandrina hanaraka ireo didy rehetra ireo isika eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitsika, araka ny nandidiany antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ho toetra marina ny antsika raha imasoantsika ny hanatanteraka manontolo izany didy izany eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitsika, araka izay nampitainy tamintsika.
Malagasy Bible 1865
Ary ho fahamarinantsika ny mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika, araka izay efa nandidiany antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fahamarinantsika ny mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitsika, araka izay nandidiany antsika.
malagasy
Ary ho fahamarinantsika ny mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitsika, araka izay efa nandidiany antsika.