Deuteronomy 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary fehezo ho famantarana eo amin’ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin’ny handrinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afehezo amin’ny tananao izany, mba ho famantarana ho anao, ary ataovy toy ny fehin-kandrina eo anelanelan’ny masonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba ho fampahatsiahivana anao, dia ataovy amin’ny boaty famehy eny amin’ny hato-tananao na eny an-kandrinao ireny,
Malagasy Bible 1865
ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary fehezo ho famantarana eo amin’ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin’ny handrinao,
malagasy
ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinao,