Deuteronomy 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary soraty eo amin’ny tolam-baravaran’ny tranonao sy eo amin’ny vavahadinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Soraty eo amin’ny tolàm-baravaranao izy, sy eo amin’ny vavahadinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary soraty eo amin’ny tolàm-baravaran’ny tranonao na eo amin’ny vavahadin’ny tanànanao.»
Malagasy Bible 1865
ary soraty eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonao sy eo amin'ny vavahadinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary soraty eo amin’ny tolam-baravaran’ny tranonao sy eo amin’ny vavahadinao.
malagasy
ary soraty eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonao sy eo amin'ny vavahadinao.