Deuteronomy 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mamaly miharihary amin’ny fandringanana izay mandrafy Azy fa tsy hitaredretra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mamaly an-kitsirano kosa an’izay mankahala azy, amin’ny fandringanana azy; tsy hitaredretra akory Izy ny amin’izay mankahala Azy, fa hovaliany an-kitsirano izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa an-karihary sady tsy an-kitaredretra kosa no amaliany sy andringanany an’izay mankahala Azy.
Malagasy Bible 1865
ary mamaly miharihary izay mandrafy Azy amin'ny fandringanana azy; tsy hitaredretra Izy ny amin'izay mandrafy Azy, fa hamaly azy miharihary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mamaly miharihary amin’ny fandringanana izay mandrafy Azy fa tsy hitaredretra.
malagasy
ary mamaly miharihary izay mandrafy Azy amin'ny fandringanana azy; tsy hitaredretra Izy ny amin'izay mandrafy Azy, fa hamaly azy miharihary.