Deuteronomy 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika, izay omeko anao anio, mba arahinao tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tandremo ny didy sy ny lalàna amam-pitsipika andidiako anao anio, ka tanteraho izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tandremo ny didy sy lalàna amam-pitsipika izay andidiako anareo anio mba hotanterahinareo.
Malagasy Bible 1865
Koa tandremo ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika, izay andidiako anao anio, ka araho izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika, izay omeko anao anio, mba arahinao tsara.
malagasy
Koa tandremo ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika, izay andidiako anao anio, ka araho izy.