Deuteronomy 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka azy dia hotanterahin’NY TOMPO Andriamanitrao aminao ny fanekena sy ny famindrampo izay nianianany tamin’ny razanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka izany, dia hotanterahin’i Iaveh Andriamanitrao aminao kosa, ny fanekena amam-pamindram-po efa nianianany tamin’ny razanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ireo fitsipika ireo no henoinareo ka imasoanareo hotanterahina, dia hotandrovin’ny TOMPO Andriamanitrareo aminareo ny fanekempihavanana sy ny fitiavana izay nianianany tamin’ny razambenareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka azy, dia hotanterahin'i Jehovah Andriamanitrao aminao ny fanekena sy ny famindram-po, izay nianianany tamin'ny razanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka azy dia hotanterahin’NY TOMPO Andriamanitrao aminao ny fanekena sy ny famindrampo izay nianianany tamin’ny razanao.
malagasy
Ary raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka azy, dia hotanterahin'i Jehovah Andriamanitrao aminao ny fanekena sy ny famindram-po, izay nianianany tamin'ny razanao;