Deuteronomy 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahìna mihoatra noho ny firenena rehetra ianao; tsy hisy lahy na vavy tsy hiteraka, na ianareo na ny biby fiompinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohasoavina mihoatra noho ny firenena rehetra ianao, tsy hisy momba aminao, na lahy na vavy, na amin’ny biby fiompinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîny mihoatra noho ny firenena hafa rehetra ianareo; tsy hisy lahy na vavy momba eo aminareo na eo amin’ny biby fiompinareo.
Malagasy Bible 1865
Hotahina ianao mihoatra noho ny firenena rehetra; tsy hisy lahy na vavy tsy hiteraka, na ianareo na ny biby fiompinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahìna mihoatra noho ny firenena rehetra ianao; tsy hisy lahy na vavy tsy hiteraka, na ianareo na ny biby fiompinareo.
malagasy
Hotahina ianao mihoatra noho ny firenena rehetra; tsy hisy lahy na vavy tsy hiteraka, na ianareo na ny biby fiompinareo.