Deuteronomy 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Harovan’NY TOMPO amin’ny aretina koa ianao ka tsy hisy hamelezany anao ny aretin-dratsin’i Ejipta, izay fantatrao; nefa hataony amin’izay rehetra mankahala anao kosa ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampanalavirin’i Iaveh anao ny aretina rehetra, ary tsy hisy halefany aminao akory ny areti-mandoza nanjò an’i Ejipta izay fantatrao; fa izay rehetra mankahala anao no hampahoriny amin’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary harovan’ny TOMPO tsy ho azon’aretina ianareo, ka tsy hisy hamelezany anareo ny aretin-dratsy izay fantatrareo fa nanjo an’i Ejipta; saingy hafitsony amin’izay rehetra mankahala anareo kosa ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary harovan'i Jehovah tsy ho azon'aretina ianao, ka tsy hisy hameliny anao ny aretin-dratsin'i Egypta, izay fantatrao; fa hataony amin'izay rehetra mankahala anao kosa ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Harovan’NY TOMPO amin’ny aretina koa ianao ka tsy hisy hamelezany anao ny aretin-dratsin’i Ejipta, izay fantatrao; nefa hataony amin’izay rehetra mankahala anao kosa ireny.
malagasy
Ary harovan'i Jehovah tsy ho azon'aretina ianao, ka tsy hisy hameliny anao ny aretin-dratsin'i Egypta, izay fantatrao; fa hataony amin'izay rehetra mankahala anao kosa ireny.