Deuteronomy 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy ianao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, koa hataoko ahoana no fahay mandroaka azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary raha hoy ianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ianareo hiteny anakampo hoe: «Maro noho izahay ireo firenena ireo, ka hataonay ahoana no fandroaka azy?»,
Malagasy Bible 1865
Raha ianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy ianao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, koa hataoko ahoana no fahay mandroaka azy?
malagasy
Raha ianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy?