Deuteronomy 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia aza matahotra azy ianao; fa tsarovy tsara izay nataon’NY TOMPO Andriamanitrao tamin’i Farao sy ny Ejiptiana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aza matahotra azy, fa tsarovy ao an-tsainao ny nataon’i Iaveh Andriamanitrao, tamin’i Faraôna sy i Ejipta rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aza matahotra azy ianareo. Tsarovy tsara kosa izay nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo tamin’ny Farao sy tamin’i Ejipta manontolo.
Malagasy Bible 1865
dia aza matahotra azy ianao; fa tsarovy tsara izay nataon'i Jehovah Andriamanitrao tamin'i Farao sy ny Egyptiana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia aza matahotra azy ianao; fa tsarovy tsara izay nataon’NY TOMPO Andriamanitrao tamin’i Farao sy ny Ejiptiana rehetra,
malagasy
dia aza matahotra azy ianao; fa tsarovy tsara izay nataon'i Jehovah Andriamanitrao tamin'i Farao sy ny Egyptiana rehetra,