Deuteronomy 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa voatolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo anoloanao ireny ka resinao dia ataovy ho zavatra voaozona mihitsy izy ireny fa aza manao fanekena aminy na mamindra fo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ho efa voatolotr’i Iaveh Andriamanitrao anao, sy resinao ireny dia ataovy anatema, fa aza anaovanao fanekena akory izy ireo, na anananao antra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hatolotry ny TOMPO Andriamanitrareo ho eo ambany fahefànareo ireny ka horesenareo, dia ataovy ringana tanteraka. Aza manao fanekempihavanana aminy na mamindrafo aminy.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa voatolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo anoloanao ireny ka resinao: dia aringano mihitsy izy; aza manao fanekena aminy, na mamindra fo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa voatolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo anoloanao ireny ka resinao dia ataovy ho zavatra voaozona mihitsy izy ireny fa aza manao fanekena aminy na mamindra fo aminy.
malagasy
ary rehefa voatolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo anoloanao ireny ka resinao: dia aringano mihitsy izy; aza manao fanekena aminy, na mamindra fo aminy;