Deuteronomy 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanenitra koa dia hampandehanin’NY TOMPO Andriamanitrao ho eo amin’izy ireo mandra-paharingan’izay sisa velona sy izay efa niery ka tsy hitanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na hisy ho afa-mandositra hiery tsy ho hitanao aza, dia handefasan’i Iaveh Andriamanitrao fanenitra hamely azy mandra-paharingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na izay sisa tavela ka hiery tsy ho hitanareo aza, dia handefasan’ny TOMPO Andriamanitrareo fanenitra hamely azy mandra-paharingany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanenitra koa dia hampandehanin'i Jehovah Andriamanitrao ho eo aminy mandra-paharingan'izay sisa sy izay efa niery ka tsy hitanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanenitra koa dia hampandehanin’NY TOMPO Andriamanitrao ho eo amin’izy ireo mandra-paharingan’izay sisa velona sy izay efa niery ka tsy hitanao.
malagasy
Ary ny fanenitra koa dia hampandehanin'i Jehovah Andriamanitrao ho eo aminy mandra-paharingan'izay sisa sy izay efa niery ka tsy hitanao.