Deuteronomy 7:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra azy ianao; fa NY TOMPO Andriamanitrao no eo aminao, dia Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mivadi-po amin’izy ireo, fa eo afovoanao i Iaveh Andriamanitrao, Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza matahotra ireny firenena ireny ianareo, fa eo afovoanareo ilay TOMPO Andriamanitrareo, Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra azy ianao; fa Jehovah Andriamanitrao no eo aminao, dia Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra azy ianao; fa NY TOMPO Andriamanitrao no eo aminao, dia Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.
malagasy
Aza matahotra azy ianao; fa Jehovah Andriamanitrao no eo aminao, dia Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.