Deuteronomy 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horoahin’NY TOMPO Andriamanitrao eo alohanao tsikelikely ireny firenena ireny; tsy haharoaka azy haingana ianao, fandrao hihamaro ny bibidia ka hamely anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Horoahin’i Iaveh Andriamanitrao tsikelikely eo anatrehanao ireo firenena ireo; tsy ho azonao ringanina vetivety izy, fandrao dia mihamaro ny biby dia, ka hamely anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horoahiny tsikelikely eo anoloanareo izy ireny; tsy ho azonareo fongorana vetivety manko ireny, fandrao hihamaro ny bibidia ka hamely anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary horoahin'i Jehovah Andriamanitrao eo alohanao tsikelikely ireny firenena ireny; tsy haharoaka azy faingana ianao, fandrao hihamaro ny bibi-dia ka hamely anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horoahin’NY TOMPO Andriamanitrao eo alohanao tsikelikely ireny firenena ireny; tsy haharoaka azy haingana ianao, fandrao hihamaro ny bibidia ka hamely anao.
malagasy
Ary horoahin'i Jehovah Andriamanitrao eo alohanao tsikelikely ireny firenena ireny; tsy haharoaka azy faingana ianao, fandrao hihamaro ny bibi-dia ka hamely anao.