Deuteronomy 7:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo anoloanao izy ka hataony mifanaritaka be ihany mandra-pahalany ritra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotr’i Iaveh Andriamanitrao anao izy; ary hataony mivarahontsana foana, mandra-pahalàny ringana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatolotry ny TOMPO Andriamanitrareo ho eo ambany fahefànareo ireny firenena ireny, ka hataony mifanaritaka be ihany mandra-paharingana ireny.
Malagasy Bible 1865
Fa hatolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo anoloanao izy ka hataony mifanaritaka be ihany mandra-pahalany ritrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatolotry NY TOMPO Andriamanitrao eo anoloanao izy ka hataony mifanaritaka be ihany mandra-pahalany ritra azy.
malagasy
Fa hatolotr'i Jehovah Andriamanitrao eo anoloanao izy ka hataony mifanaritaka be ihany mandra-pahalany ritrany.