Deuteronomy 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mifanambady anaka aminy; ny zanakao vavy dia tsy homenao ho vadin’ny zanany lahy, ary ny zanany vavy dia tsy halainao ho vadin’ny zanakao lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza maka vady amin’ireny; aza omena ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alaina ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mampifanambady ny zanakareo aminy; ny zanakavavinareo tsy homenareo ho vadin’ny zanakalahiny, ary ny zanakavaviny tsy halainareo ho vadin’ny zanakalahinareo.
Malagasy Bible 1865
ary aza mifanambady anaka aminy: ny zanakao-vavy tsy homenao ho vadin'ny zananilahy, ary ny zananivavy tsy halainao ho vadin'ny zanakao-lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mifanambady anaka aminy; ny zanakao vavy dia tsy homenao ho vadin’ny zanany lahy, ary ny zanany vavy dia tsy halainao ho vadin’ny zanakao lahy.
malagasy
ary aza mifanambady anaka aminy: ny zanakao-vavy tsy homenao ho vadin'ny zananilahy, ary ny zananivavy tsy halainao ho vadin'ny zanakao-lahy.