Deuteronomy 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hampiala ny zanakao lahy amin’ny fanarahana Ahy izy mba hanompoany andriamanitra hafa, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’NY TOMPO ka handringana anao vetivety Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa havilin’ireny tsy hanaraka Ahy ny zanakao lahy izay hanompo andriamani-kafa, ka hirehitra aminareo ny fahatezeran’i Iaveh, dia haringany vetivety ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa havilin’ireny vahiny ireny tsy hanaraka ny TOMPO ireo taranakareo ka hanompo andriamani-kafa; dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’ny TOMPO ka haringany vetivety ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hampiala ny zanakao-lahy amin'ny fanarahana Ahy izy mba hanompoany andriamani-kafa, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran'i Jehovah, ka handrifigana anao vetivety Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hampiala ny zanakao lahy amin’ny fanarahana Ahy izy mba hanompoany andriamanitra hafa, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’NY TOMPO ka handringana anao vetivety Izy.
malagasy
Fa hampiala ny zanakao-lahy amin'ny fanarahana Ahy izy mba hanompoany andriamani-kafa, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran'i Jehovah, ka handrifigana anao vetivety Izy.