Deuteronomy 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao; satria ianao dia firenena efa nofidin’NY TOMPO Andriamanitrao ho fananany sarobidy indrindra mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria vahoaka masina ho an’i Iaveh Andriamanitrao ianao. Ianao no nofidin’i Iaveh Andriamanitrao mba ho vahoakany manokana eo amin’ny vahoaka hafa rehetra ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo manko dia vahoaka voatokana ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo; ianareo no efa nofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo tamin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany mba ho vahoaka fananany sarobidy indrindra.
Malagasy Bible 1865
Fa firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao; fa ianao efa nofidin'i Jehovah Andriamanitrao ho firenena rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao; satria ianao dia firenena efa nofidin’NY TOMPO Andriamanitrao ho fananany sarobidy indrindra mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin’ny tany.
malagasy
Fa firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao; fa ianao efa nofidin'i Jehovah Andriamanitrao ho firenena rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin'ny tany.