Deuteronomy 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hihinana ianao ka ho voky dia hisaotra NY TOMPO Andriamanitrao noho ny tany soa izay nomeny anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihinana ianao dia ho voky, ary hisaotra an’i Iaveh Andriamanitrao noho ny tany soa nomeny anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hihinana ka ho voky ianareo, dia hisaotra ny TOMPO Andriamanitrareo noho ny tany soa nomeny anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nihinana ianao ka voky ary misaotra an'i Jehovah Andriamanitrao noho ny tany soa izay nomeny anao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hihinana ianao ka ho voky dia hisaotra NY TOMPO Andriamanitrao noho ny tany soa izay nomeny anao.
malagasy
Ary rehefa nihinana ianao ka voky ary misaotra an'i Jehovah Andriamanitrao noho ny tany soa izay nomeny anao,