Deuteronomy 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitandrema, fandrao hadinoinao NY TOMPO Andriamanitrao ka tsy tandremanao ny didiny sy ny fitsipiny ary ny lalànany, izay omeko anao anio;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo fandrao manadino an’i Iaveh Andriamanitrao ianao, ka manao tsirambina ny fitandremana ny didiny sy ny fitsipika aman-dalàny izay andidiako anao anio,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tandremo fandrao hadinoinareo ny TOMPO Andriamanitrareo ka tsy tandremanareo ny didy sy ny fitsipika aman-dalàny, izay ampitaiko aminareo anio.
Malagasy Bible 1865
dia mitandrema, fandrao hadinoinao Jehovah Andriamanitrao, ka tsy tandremanao ny didiny sy ny fitsipiny ary ny lalàny, izay andidiako anao anio;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitandrema, fandrao hadinoinao NY TOMPO Andriamanitrao ka tsy tandremanao ny didiny sy ny fitsipiny ary ny lalànany, izay omeko anao anio;
malagasy
dia mitandrema, fandrao hadinoinao Jehovah Andriamanitrao, ka tsy tandremanao ny didiny sy ny fitsipiny ary ny lalàny, izay andidiako anao anio;