Deuteronomy 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao rehefa hihamaro ny ombinao sy ny ondry aman’osinao sady hitombo koa ny volafotsinao sy ny volamenanao, no hitombo ny fanananao rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mahita ny omby aman’ondrinao mihamaro, sy ny volafotsy amam-bolamena mitombo, ary ny fanananao rehetra mitombo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hihamaro omby sy ondry aman’osy, hitombo volafotsy sy volamena, ary hiavosa fananana isan-karazany;
Malagasy Bible 1865
ary mihamaro ny ombinao sy ny ondry aman'osinao, ary mitombo koa ny volafotsinao sy ny volamenanao, ary mitombo ny fanananao rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao rehefa hihamaro ny ombinao sy ny ondry aman’osinao sady hitombo koa ny volafotsinao sy ny volamenanao, no hitombo ny fanananao rehetra,
malagasy
ary mihamaro ny ombinao sy ny ondry aman'osinao, ary mitombo koa ny volafotsinao sy ny volamenanao, ary mitombo ny fanananao rehetra,