Deuteronomy 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hiavonavona ny fonao ka hohadinoinao NY TOMPO Andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny trano nanandevozana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hiavonavona ny fonao, ka hohadinoinao i Iaveh Andriamanitrao, izay nampivoaka anao avy tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny trano fanandevozana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tandremo fandrao hiavonavona ny fonareo ka hohadinoinareo ny TOMPO Andriamanitrareo, Izay nampiala anareo tany Ejipta toera-nanandevozana anareo.
Malagasy Bible 1865
dia hiavonavona ny fonao, ka hohadinoinao Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hiavonavona ny fonao ka hohadinoinao NY TOMPO Andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny trano nanandevozana,
malagasy
dia hiavonavona ny fonao, ka hohadinoinao Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana,