Deuteronomy 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no nanome anao mana hohanina tany an-tany efitra, dia zavatra tsy fantatry ny razanao, mba hampanetry tena anao sy hizahana toetra anao nefa hanisy soa anao amin’ny ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nanome mana hohaninao tany an’efitra, dia zavatra tsy fantatry ny razanao akory, mba hampanetry tena anao sy hizaha toetra anao, ary hanisy soa anao any aoriana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy koa, tatỳ an-taniefitra, no namahana anareo tamin’ny mana, izay hanina tsy fantatry ny razanareo; nampanetry tena anareo sy nizaha toetra anareo Izy mba hahasambatra anareo rahatrizay.
Malagasy Bible 1865
Izay nanome anao mana hohanina tany an-efitra, dia zavatra tsy fantatry ny razanao, mba hampanetry tena anao sy hizaha toetra anao ary hanisy soa anao any am-parany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no nanome anao mana hohanina tany an-tany efitra, dia zavatra tsy fantatry ny razanao, mba hampanetry tena anao sy hizahana toetra anao nefa hanisy soa anao amin’ny ho avy.
malagasy
Izay nanome anao mana hohanina tany an-efitra, dia zavatra tsy fantatry ny razanao, mba hampanetry tena anao sy hizaha toetra anao ary hanisy soa anao any am-parany;