Deuteronomy 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ianao tsy hiteny anakampo hoe: Ny tanjako sy ny herin’ny tanako no nahavoriako izao harena izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao ianao hanao anakampo hoe: Ny heriko aman-tanjaky ny tanako no nahavoriako izao harena izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ianareo tsy hanao anakampo hoe: «Ny tanjakay sy ny herinay no nahavorianay izao harena izao!»;
Malagasy Bible 1865
ary andrao ianao hanao anakampo hoe: Ny tanjako sy ny herin'ny tanako no nahavoriako izao harena izao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ianao tsy hiteny anakampo hoe: Ny tanjako sy ny herin’ny tanako no nahavoriako izao harena izao;
malagasy
ary andrao ianao hanao anakampo hoe: Ny tanjako sy ny herin'ny tanako no nahavoriako izao harena izao;