Deuteronomy 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsarovy NY TOMPO Andriamanitrao, satria Izy no manome anao hery hahavory harena mba haoriny ny fanekeny izay nianianany tamin’ny razanao, tahaka izao anio izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy i Iaveh Andriamanitrao, fa Izy no nanome hery hamorianao izany, mba hahatanteraka ny fanekeny, izay nianianany tamin’ny razanao, araka izao ankehitriny izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsarovy kosa fa ny TOMPO Andriamanitrareo no manome anareo ny hery hamoriana harena, ka mahatò tahaka ny amin’izao anio izao ny fanekempihavanana izay nataony sady nianianany tamin’ny razambenareo.
Malagasy Bible 1865
fa tsarovy Jehovah Andriamanitrao, fa Izy no manome anao hery hahavory harena, mba haoriny ny fanekeny, izay nianianany tamin'ny razanao, tahaka ny amin'izao anio izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsarovy NY TOMPO Andriamanitrao, satria Izy no manome anao hery hahavory harena mba haoriny ny fanekeny izay nianianany tamin’ny razanao, tahaka izao anio izao.
malagasy
fa tsarovy Jehovah Andriamanitrao, fa Izy no manome anao hery hahavory harena, mba haoriny ny fanekeny, izay nianianany tamin'ny razanao, tahaka ny amin'izao anio izao.