Deuteronomy 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy rovitra ny fitafianao teny aminao ary tsy nivonto ny tongotrao izay efapolo taona izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitafiana tsy nihatonta teny aminao, ny tongotrao tsy nivonto, mandritra izao efapolo taona izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitafianareo tsy rovitra, ny tongotrareo tsy mivonto, nandritra izay efapolo taona izay.
Malagasy Bible 1865
Ny fitafianao teny aminao tsy rovitra, ary ny tongotrao tsy nivonto izao efa-polo taona izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy rovitra ny fitafianao teny aminao ary tsy nivonto ny tongotrao izay efapolo taona izay.
malagasy
Ny fitafianao teny aminao tsy rovitra, ary ny tongotrao tsy nivonto izao efa-polo taona izao.