Deuteronomy 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka ho fantatrao amin’ny fonao, fa tahaka ny fananaran’ny olona ny zanany no fananaran’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hiekenao ao am-ponao, fa toy ny ampianaran’ny olombelona ny zanany, no ampianaran’i Iaveh Andriamanitrao anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoekenareo ao am-ponareo fa tahaka ny anabeazan’ny raim-pianakaviana ireo zanany no nanabeazan’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo;
Malagasy Bible 1865
Koa aoka ho fantatrao amin'ny fonao, fa tahaka ny fananaran'ny olona ny zanany no fananaran'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka ho fantatrao amin’ny fonao, fa tahaka ny fananaran’ny olona ny zanany no fananaran’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy
Koa aoka ho fantatrao amin'ny fonao, fa tahaka ny fananaran'ny olona ny zanany no fananaran'i Jehovah Andriamanitrao anao.